Sarimihetsika fohy
Where You Belong
2 minFHD
6 amin'ny 19Sombiny 6 amin'ny 19JF Language Stack Collection · 19 toko
Where You Belong
On the field, there is nothing more important than the ball. The players will do everything to protect it and get the ball where it belongs. In the Game of Life, where do you belong?
FanontanianaFanontaniana mifandraika
Apetraho ny anaoTeny nalaina avy amin'ny Baiboly
ZaraoPsalm 86:15
But You, O Lord, are a compassionate and gracious God, slow to anger, abounding in loving devotion and faithfulness.
Berean Standard Bible
Public Domain
Vakio bebe kokoa...Loharano maimaim-poana
Te hahatakatra lalindalina kokoa ny Baiboly ve ianao?
Midira amin'ny fianarana Baiboly miaraka aminayDikanteny an-tsoratra
Malagasy (Fiteny Malagasy)
Ny baolina kitra dia mazàna vita amin’ny hoditra, fingotra ary zaitra.
Tsy dia zavatra manokana izany.
An-tapitrisany izy ireny isaky ny firenena maneran-tany.
Fa rehefa tonga eo an-kianja kosa izy…
dia tsy misy zava-dehibe mihoatra azy.
Ny mpilalao rehetra eo an-kianja
dia samy te hahafantatra daholo ny misy azy.
Ny mpijery rehetra dia mihorakoraka sy mientanentana.
Adinon’izy ireo ny fiainany,
noho io baolina io.
Rehefa mahazo ilay baolina ny mpilalao iray,
dia mifantoka any ny sain’ny rehetra.
Ho azy ireo, amin’izay fotoana izay,
dia tsy misy zavatra, na olona hafa, manan-danja kokoa.
Tsy miraharaha izay hery lany izy ireo,
na izay mety ho ratram-pony any aoriana.
Hampiasa ny vatany mihitsy aza izy ireo mba hiarovana ny baolina.
Zavatra tokana ihany no mendrika atao…
Ny mitondra ny baolina amin’izay tokony hisy azy.
Ny zavatra mety hahagaga anao dia…
Toy izany ko any fahitan’I Jesosy anao.
Fantatr’I Jesosy ny momba anao rehetra.
Ary mandray anao izy na izany aza,
ary te hiaro sy hiahy anao Izy.
Nanolotra ny ainy mihitsy aza I Jesosy ho an’ny tanjona tokana,
tanjona tokana ambony indrindra…
mba hahatonga anao ho amin’izay tokony hisy anao…
Any an-trano.
Miaraka Aminy.
Izay tokony hisy anao.
Rehefa tapitra ny lalao,
dia mandao ny kianja ny olona rehetra.
Fa Jesosy kosa dia mbola miandry.
Anao.
Tia anao Jesosy.
Anao ny safidy.
Avelao Izy hitondra anao mody.