JESUS·2 amin'ny 61

Birth of Jesus

Luke makes his introduction as the careful author of this Gospel. The angel Gabriel appears to Mary, a virgin in Nazareth. He announces to her that she has found favor with God and will give birth to Jesus, the Son of God. Through Jesus' birth, prophecies are fulfilled by the arrangement of events. God leaves no detail unnoticed. The same can be said of our own lives.

Apetraho ny anao

Teny nalaina avy amin'ny Baiboly

Zarao
Luke 1:1

Many have undertaken to compose an account of the things that have been fulfilled among us,

Berean Standard Bible

Public Domain

Vakio bebe kokoa...
Loharano maimaim-poana

Te hahatakatra lalindalina kokoa ny Baiboly ve ianao?

Midira amin'ny fianarana Baiboly miaraka aminay

Dikanteny an-tsoratra

Malagasy (Fiteny Malagasy)
Izaho manoratra aminao, ry Teofilo hajaina, ireo zavatra tanteraka teto amintsika sady araka ny filaharany, mba ho fantatrao izay tena marina rehetra. Fony i Aogosto Kaisara no amperoran'i Roma, ary Heroda Lehibe no mpanjakan'i Jodia, dia nirahin' Andriamanitra ny anjely Gabriela hamangy tovovavy virjiny tao an-tanàna Nazareta. Maria no anarany. Aza matahotra, ry Maria, fa efa nahita fitia tamin’ Andriamanitra ianao. Ary, indro, hitoe-jaza ianao ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany dia hataonao hoe Jesoa. Ahoana no hahatonga izany? Izaho anie virjiny. Ny Fanahy Masina ho tonga ao aminao. Koa ny Masina Izay hateraka dia hatao hoe Zanak’ Andriamanitra Avo Indrindra. Ary tsy hanam-pahataperana ny fanjakany. Lasa i Maria hamangy an'i Elizabeta rahavaviny, izay nitoe-jaza na dia efa antitra aza. Nahagaga anefa, noho ny herin' Andriamanitra dia bevohoka izy. Elizabeta! Maria! Maria rahavaviko! Voatahy samy vehivavy ianao, ary voatahy ny hateraky ny kibonao. Fa raha vao ren’ny sofiko ny feon’ny fiarahabanao, dia nibitaka noho ny hafaliana, ny zaza ato an-kiboko. Ny foko mankalaza ny Tompo, Ary ny fanahiko efa ravoravo tamin’ Andriamanitra, Mpamonjy ahy. Hatramin’ny ankehitriny dia hataon’ny taranaka rehetra ho sambatra aho. Henoy, ry vahoaka eto Nazareta! Araka ny didin'ny Aogosto Kaisara dia hisy fanisam-bahoaka hatao eran'ny faritany Galilia sy Jodia. Ny olona rehetra dia tsy maintsy misoratra any amin'izay vohitra na tanàna niavian'ny razany. Ary Josefa nankany an-tanànan'i Betlehema any Jodia mba hosoratana izy sy Maria fofombadiny. Fa tsy nisy toerana ho azy tao Betlehema. Ary tranon'omby iray tsotra no azony nitoerana. Ary nisy mpiandry ondry tamin’izany tany izany nitoetra tany an-tsaha niandry ny ondriny tamin’ny alina. Ary nisy anjelin’ny Tompo nitsangana teo anilany, ary ny voninahitry ny Tompo nanelatrelatra manodidina azy, Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan’i Davida, dia Kristy Tompo. Dia nandeha faingana izy ka nahita an’i Maria sy Josefa, ary ny Zazakely nandry teo am-pihinanam-bilona, ka izy ireo no voalohany nampiely ny Vaovao Mahafaly na ny "Filazantsara" -n'ny fahaterahan'ny Mpamonjy.
JesusFilm